Tapatapany

Zaza tapa-doha

Tsy fantatra mihitsy hatreto ny momba ilay lohanjazakely hita teny Namontana, tamin’ny sabotsy 10 avrily lasa teo. Tsy mbola nisy olona nilaza ho mahalala na mitonona ho ray aman-drenin’ilay zaza ka nanatona teny amin’ny Borigady misahana ny heloka bevava (BC).

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra