Tapatapany

Tantsoroka

Natolotry ny ONG Direct Aid, omaly, tamin’ny minisiteran’ny  Mponina sy ny fiahiana ara-tsosialy ary ny fampivoarana ny vehivavy, ireo fitaovana hanampiana ny vehivavy amin’ny fizakan-tena ara-toekarena. Vehivavy telopolo avy amin’ny fikambanana samihafa no hisitraka izany. Hisy ny fanomezana asa ho an’ny vehivavy eto Antananarivo amin’ny alalan’ny fanamboarana arovava sy orona izay hozarain’ ny minisitera ho an’ny mponina.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra