Tapatapany

Tantara foronina

Hikarakara ny andiany faha-33 amin’ny fifaninanana tantara foronina ny gazety boky «L’Encrier renversé ». Famoronana fohy amin’ ny teny frantsay hahitana teny miisa dimanjato sy roa arivo sy roa alina no halefa dika efatra ao amin’ny encrier.renverse@wanadoo.fr na any amin’ny adiresy « L’encrier renversé (concours de nouvelle), 9 Hameau-en-Priou, 81580 Cambounet-sur-Sor (France) » no azon’ny tanora latsaky ny 18 taona handraisana anjara maimaimpoana, alohan’ny 15 mey 2021. Fankasitrahana efatra tapitrisa ariary no hatolotra ho an’ny lahatsoratra tsara indrindra.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra