Tapatapany

Fifidianana filohan’ny HCC

Mangina hatreto ny mikasika ny fifidianana an’izay ho filohan’ny Fitsarana avo momba ny Lalàm-panorenana (HCC). Efa folo andro no nahalalana ny tsy fahasalaman’ny roa amin’ireo mpikambana eo anivon’ity andrimpanjakana ity, ka niteraka ny fanemorana an’io fifidianana io. Amin’ny faran’ny 29 avrily 2021 izao no fe-potoana farany tsy maintsy hanatontosana ny fifidianana.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra