Tapatapany

Fanomanana fanafihana

Nikasa hanao fanafihana ny lehilahy iray voasambotry ny polisy tany Morondava, ny harivan’ny zoma lasa teo. Polisy tsy am-perinasa no nahatsikaritra ny fihetsiny hafahafa ka niroso tamin’ny fisamborana. Nahitana ody gasy sy mohara ary balana “Kalachnikov” tany aminy.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra