Tapatapany

Fanamarihana nangina

Nangina ny fankalazan’i Madagasikara ny andron’ny toerana sy ireo fanorenana manan-tantara isaky ny 18 avrily noho ny hamehana ara-pahasalamana. Tsiahivina fa tamin’ny taona1982 no nisantarana ny fanamarihana maneran-tany an’io andro io, izay karakarain’ny fikambanana Icomos. Tsy isan’ireo nanomana fotoana makotroka nandinihana lohahevitra « Lasa saro-dinihina: ho avy misandrahaka » tamin’izany fanamarihana izany isika, tamin’ity taona ity.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra