Kolontsaina Tapatapany

Zavakanto maroloko

Manangasanga any indray ny andiany fahavalo amin’ny hetsika Arondihy, izay miompana tanteraka amin’ny fampiroboroboana tontolon’ny zavakanto maroloko. Raha ny fanazavan’ireo mpikarakara dia amin’ity faramparan’ny volana avrily ity no hanatanterahana izany manerana ireo ivon-kolo maromaro eto an-drenivohitra.