Kolontsaina Tapatapany

Horonantsary vaovao

Tantara tena mahatsikaiky kanefa mampieritreritra. Io no namintinan’ny tompon’ andraikitra avy ao amin’ny trano mpamokatra Maki Production, ilay sarimihe­tsika « Rakay », handeha ao amin’ny Ritz sy Rex, etsy Andohan’Analakely ny alatsinain’ny Paska tolakandro ho avy izao. Anisan’ny hamelona ny tantara ao ireo mpilalao sangany toa an-dry Tsarafara (Rajao), Aimé, Bakoly sy Raly (tao amin’ny Malok’Ila) ary i Pitsana.