Raharaham-pirenena Tapatapany

Fitetezam-paritry ny FFM

Natomboka, omaly, ny fitetezam-paritra ataon’ireo mpikambana eo anivon’ny Filankevitry ny fampihavanana malagasy izay mikasa hampanao sonia an’ireo kandidà depiote vonona ny hanaiky an’ireo fitsipi-pitondran-tena tokony hoarahin’izy ireo mialoha sy mandritra ary aorian’ ny fifidianana. Tao amin’ny Faritra Matsiatra Ambony sy Amoron’i Mania no nanombohana izany ary hipaka hatrany amin’ny faritra avaratry ny Nosy.

Misy hevitra iray

Tsindrio eo raha hamela hevitra