Kolontsaina Tapatapany

Fanafoana lalàna

Araka ny tatitry ny Filankevitry ny minisitra natao, teny amin’ny Lapam-panjkana Iavoloha ny 17 avrily 2019 teo dia fantatra fa nofoanana ilay lalàna mikasika ny politikam-pirenena momba ny sarimihetsika sy ny sary miaina nahabe resaka ireo mpisehatra isan-tsokajiny. Hisy ny fakan-kevitra mivelatra amin’ny mpisehatra rehetra, araka ity tatitra ity hatrany.