Sosialy Tapatapany

Fambolena

Nivoaka, omaly, ny andiany voalohany ho an’ireo mpianatra niofana ho amin’ny mpanolotsaina ho an’ny fiarovana sy ny “agro –écologie”. Miisa telopolo izy ireo ho an’ity andiany nahazo fiofanana ity. Tanjon’ny fanofanana ny mba hanana teknisianina afaka hanampy ireo mpamboly mba hananan’iretsy farany traikefa betsaka kokoa amin’ ny fambolena sy ny « agro- écologie ».

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra