Bemiray Zavakanto

Famoahana rakikira

Namoaka ny rakikirany voalohany, « Karazam-boninkazo »,  i Mr Sayda tamin’ny volana novambra 2019 lasa teo. Manana hira maherin’ny 80 sady mikasa ny hamoaka rakikira iray hafa hitambaran’ireo sanganasany malaza indrindra sy be mpitia ny izy, amin’izao fotoana izao.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra