Tapatapany

Ampasampito

Nitrangana lozam-pifamoi­voizana, teny Ampasampito, omaly vao maraim-be. Namoy ny ainy voafaokan’ny fiara ny vehivavy iray. Noho ny dona mafy nahazo azy no nitarika ny fahafatesany teo no ho eo.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra