Tapatapany Tranga samihafa

Fivarotana rongony

Voarohirohy amin’ny fivaro­tana rongony ny lehilahy iray, 55 taona, voasambotry ny polisy nanao fanamiana sivily miasa eny Ilanivato Anosipatrana, tamin’ny herinandro lasa teo. Voatazona am-ponja vonjimaika izy, rehefa avy
natolotra ny Fampanoavana.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra