Sosialy Tapatapany

Fampianarana ambony

Nanomboka omaly ary hitohy ao anatin’ny hadimiana ny fanadinam-pirenena ho an’ny sekoly ampitain-davitra (Cntemad). Mpianatra eninjato sy fito arivo sy iray alina no miatrika ny fanadinana, izay mizarazara amin’ny ivon-toerana dimampolo
manerana ny Nosy. Nizotra am-pilaminana ny andro voalohany.