Kolontsaina Tapatapany

Wawa

Nitady ravinahitra. Mpanakanto ikoizana amin’ny fandihizana sy ny fanafanana lanonana i Joel Issoubaly Andriamahazo fantatra amin’ny anarana maha mpihira hoe Wawa. Nampahafantarin’ny mpandrindra artistikan’i Wawa fa tsy ho eto an-tanindrazana izy mandritra ity fankalazana ny fetin’ny faran’ny taona ity. Hana- tanteraka fitetezam-paritra any Frantsa ny lehilahy ary mazava ho azy fa any ihany koa i Wawa no hitsena ny taona vaovao.