Kolontsaina Tapatapany

Fimpima

Taorian’ny « Zaikabe » sady fifidianana hitondra ny Fikambanan’ny mpikabary malagasy maneran-tany (Fimpima) natao tany Antsiranana. Nanatanteraka fivoriambe indray ny antenimiera foibe ho an’ity fikambanana ity ny sabotsy lasa teo, tetsy Alarobia. Nandray anjara tao anatin’ izany ny filohan’ny foibe, ny filoham-paritany, filohan- tsampana sy ny birao foibe notendrena ary ny mpanolo- tsaina voafidy isam-paritra. Marihina fa fanaovana tatitra ataon’ny foibe sy nanolorana ireo tetikasa ho an’ny taona ho avy no antom-pisian’ izao fivoriam-be tamin’ny sabotsy izao.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra