Tapatapany Tranga samihafa

Rongony 20 gony

Nifanenjika tamin’ny zandary tany Ankazobetsihay-Ampandriankilandy any Antsohihy ireo olona folo nilanja gony tsirairay, afak’omaly, tokony ho tamin’ny 4 ora hariva. Nisy tamin’ireo mpitandro filaminana no niambina ny lalana tsy maintsy lalovan’izy ireo. Nahatazana izany ireo olona dia nivily lalana ka navelan’izy ireo teo ireo gony, izay feno rongony.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra