Tapatapany Tranga samihafa

Maty voatifitra

Namoy ny ainy nandritra fifampitifirana tamin’ny dahalo ny lehilahy roa, tao anatin’ny fokonolona, tany Farihitanibe-Anosibe any Kiranomena-Tsiroanomandidy, tamin’ny 14 jolay lasa teo, tokony ho tamin’ny 5 ora hariva. Nisy olona telo hafa ihany koa
naman’izy ireo naratra. Lasan’ireo dahalo ny basy iray nentin’ireo fokonolona nanara-dia azy ireo. Avy nangalatra omby tao Belambo-Anosibe ireto dahalo.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra