Raharaham-pirenena Tapatapany

Fetin’ny Antenimierandoholona

Hanomboka amin’ny alatsinainy 22 jolay ka hatramin’ny sabotsy 27 jolay 2019 ny fanamarihana ny tsingerin-taona niorenan’ny Antenimierandoholona teto amintsika. Hiova endrika vaovao ny sary famantarana an’ity andrimpanjakana satria nisy fifaninanana nampanaovin’ny komity mpikarakara. Ramiandrisoa Herimamy Sitraka no nahazo ny loka voalohany. Io sary vaovao io indray no hoampiasaina amin’ ireo taom-piasana ho avy. Hahazo valisoa ireo mpifaninana nahazo laharana telo voalohany ka amin’ny fotoanan’ny fankalazana no hanomezana an’izany.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra