Tapatapany Tranga samihafa

Faharendrehana lakana

Tsy hita popoka hatramin’ny omaly ny lehilahy iray nandeha tamin’ny lakana tra-doza tany andrefan’ny Port Schneider, any Mahavoky-Mahajanga, tamin’ny 15 jolay tokony tamin’ny 10 ora maraina. Tapaka fivoy no voalaza fa antony nahatonga ny loza kanefa ny andro ratsy rahateo. Efa hita tsy misy ahiana kosa ny lehilahy iray hafa isan’ireo mpivoy lakana.

 

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra