Tapatapany Tranga samihafa

Vono olona telo mianaka

Mbola tazonina ho tsiambaratelon’ny famotorana ny mombamomba ny olona iray ahiana mafy ho namono nahafaty olona telo mianaka, tany Toamasina, herinandro lasa izay. Karohina fatratra io olona io, araka ny voalazan’ny polisy any an-toerana.