Tapatapany Tranga samihafa

Mpianakavy voasambotra

Voasambotry ny mpitandro filaminana, tany Tolongoina Ikongo, ny olona vitsivitsy ao amina fianakaviana iray, ny herinandro lasa teo. Voarohirohy amin’ny fanangonana sy fikirakirana lavanila maitso halatra ireo mpianakavy ireo. Mbola nahatrarana lavanila tao an-tranon’izy ireo.