Raharaham-pirenena Tapatapany

Kolikoly avo lenta

Mpiasa telo niasa tany amin’ny masoivohon’i Madagasikara tany Etazonia, tamin’ny taona 2007 no voarohirohy amina raharaha kolikoly. Fanaovana hosoka tamina fivarotana ny tranon’ny Masoivoho, fanararaotam-pahefana tamin’ny fampiasana ny Masoivoho malagasy ary fanodinkodinam-bola hatramin’ny iray miliara ariary no nahavoasaringotra azy ireo. Efo eo am-pelan-tanan’ny Fitsarana manokana misahana ny kolikoly na PAC ny raharaha.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra