Tapatapany Zavakanto

Fetin’ny reny

Hoentina hanomezana fahafaham-po ireo mitady fanomezana ho an’i Neny ny « Kanton’i Gasikara » na varotra fampirantiana hotanterahina ny 21 mey hatramin’ny 25 mey ho avy izao. Etsy amin’ny zaridainan’Antaninarenina no hanaovana azy.

Hahitana tranoheva maromaro hahafahan’ny rehetra manjifa ny vita malagasy izy io. Asa-tanana, haify, lamaody, ranomanitra sy ny maro samihafa dia samy ho hita mandritra eny avokoa.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra