Sosialy Tapatapany

Fanampiana

Nozaraina fitaovana ireo mpitantana ny rafitra fanadiovana na RF2 eny amin’ny fokontany 67Ha Avaratra Atsinanana, omaly. Misy karazany telo ny fitaovana nomena, toy ny kojakoja fiarovana ho an’ireo mpanadio tanàna; ireo kojakoja fanadiovana ary ny penina sy ny maro hafa. Fikambanana tsy miankina no nanolotra izany izay tafiditra ao anatin’ny tetikasa fako.