Fanatanjahantena Tapatapany

Fanamoriana fiarakodia

Mpanamory dimy amby telopolo no nisoratra anarana ka nandray ny fiaingana teny amin’ny Sodiama Ankorondrano tamin’ny dingana faharoa amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara 2019 karakarain’ny klioba FMMSAM na ny “Rallye Motul”. Hitohy anio sy rahampitso ny hazakazaka.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra