Sosialy Tapatapany

Fampianarana ambony

Tanora fito ambin’ny folo sy telonjato, nahavita fianarana tao amin’ny sekolim-pirenena momba ny informatika no nahazo mari-pahaizana vaovao omaly, tany amin’ny oniversiten’i Fianarantsoa. Ny roa amby zato amin’izy ireo no nahazo ny mari-pahaizana « Master » ary « Licence » ny an’ireo dimy ambin’ny folo sy roanjato hafa.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra