Sosialy Tapatapany

Fanorenana tsy ara-dalàna

Nandray fanapahan-kevitra hentitra avy hatrany ny Governoran’ny faritra Analamanga Rasoamaromaka Hery, tao amin ny tsenan’Andravoahangy CSB II, rehefa naheno ny fitarainan’ny mpivarotra. Naato tanteraka ny asa fanorenana trano tsy ara-dalàna, ary hoenjehina araka ny lalàna velona izay tompon’andraikitra voalohany tamin’ity fanorenana ity.Efa ho telo volana izao no niady amin’ny fiarovana ny toeram-pivarotany ireo mpivarotra eny an-toerana.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra