Sombiny

Valanaretina Covid-19

Betsaka ireo mararin’ny Covid-19 efa sitrana no niverenany indray, araka ny nambaran’ireo mpitsabo. Misy tamin’izy ireo no narary nanana fahasarotana saingy rehefa niverenany dia tsy nananosarotra intsony ny aretina noho ny fananany hery fiarovana. Maivana kokoa ny soritr’ aretina fa maharitra vao sitrana indray, araka ny fanamafisan’ireo mpitsabo.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra