Sombiny

Tontolo iainana

Nahatsara ny sosona ozona ny fisian’ny fihibohana tao anatin’ny efa-bolana teto Madagasikara. Nihena ny entona simika mpanimba an’izany noho ny fahavitsian’ ny fiara mivezivezy sy ny milina samihafa amin’ny orinasa ary ny doro tanety, araka ny tatitra avy ao amin’ ny minisiteran’ny Tontolo iainana sy ny fandrosoana lovainjafy. Nankalazaina, omaly, ny Andro iraisampirenena ho an’ny fiarovana ny sosona ozona.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra