Raharaham-pirenena Tapatapany

Fanambaram-pananana

Depiote 47 no tsy nahavita ny fanambaràm-pananany teny amin’ny Fitsarana avo momba ny Lalàm-panorenana, taorian’ny fandraisany toerana, tetsy Tsimbazaza. Mila havaozina isan-taona ny fanambaràm-pananana araka ny toromarika nataon’ny Birao mahaleo tena miady amin’ny kolikoly (BIANCO).

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra

Loham-baovao