Sosialy Tapatapany

Fandriampahalemana

Natsangana eny amin’ny kaominina Alasora ny Vaomieran’ny fandriampahalemana. Hiara-hiasa akaiky amin’ny Polisim-pirenena, eny an- toerana, izy ireo amin’ny fisafoana amin’ny alina sy amin’ireo izay hetsika mifanaraka amin’ny fitandroana ny fandriampahalemana. Ny lehiben’ny fokontany roapolo, ny solontenan’ny polisy sy ny distrika no nanangana ny vaomiera, afak’omaly.