Tapatapany Tranga samihafa

Fahatratrarana mpanafika

Nifanena tamin’ny andian-dehilahy avy namaky trano ny polisy nanao fisafoana tany Andranomadio Toamasina, tamin’ny marainan’ny alakamisy lasa teo. Voasambotra rehefa avy nifanenjehana izy telo lahy voatoandro ho jiolahy. Nahitana entana halatra teny amin’izy ireo