Tapatapany Zavakanto

City Art

Tonga nitsidika ny fampirantiana « Madagasikara Miloko », tetsy amin’ny La City Ivandry, ireo mpianatry ny Epp Ankorondrano, tamin’ny alarobia 14 aogositra lasa teo. Misy mantsy ny atrikasa ho an’ireo ankizy eny amin’ny EPP sy avy ao amin’ny « SOS Village d’enfants Madagascar », ankoatra ny fampirantiana.  Nomena ny ankizy amin’io fotoana io ny atao hoe kolontsaina sy ireo fototry ny fiangaliana hosodoko.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra