Kolontsaina

Hatsaran-tarehy Tovovavy fito hiady ny Miss Madagascar

Nampahafantarina, omaly, ireo andriambavilanitra fito tafakatra amin’ny dingana famaranan’ny fifaninanana Miss Madagascar 2020. Hivoaka, tsy ho ela, izay voahosotra ho tompon’ny satro-boninahitra ary hisolo tena an’i Madagasikara any amin’ireo hetsika amin’ny hatsaran-tarehy amam-bika maneran-tany, toy ny « Miss Monde ».

Nivoaka teo amin’ny pejy Facebook « Miss Madagascar Ofisialy-CNMM » ny safidin’ireo mpitsara, taorian’ny safidin’ireo mpikirakira tambajotran-tserasera: ny Miss Diaspora, Miss Haute Matsiatra, Miss Ihorombe, Miss Boeny, Miss Diana, Miss Atsinanana ary ny Miss Analamanga no hiatrika ny fifantenana farany

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra

Loham-baovao