Tapatapany Tranga samihafa

Fanakanan-dalana

Tra-tehaky ny zandary, tamin’ny herinandro lasa teo, ny lehilahy roa mpanakan-dalana sy mpandroba fiara mandeha any amin’ny lalam-pirenena faharoa mampitohy an’Antananarivo sy Toamasina. Sarona tao amin’ny trano kely fiafenan’izy ireo ny fitaovana fanaovany ny asa ratsy. Niaranaiditra am-ponja izy roalahy rehefa vita famotorana teny amin’ny Fampanoavana.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra