Tapatapany Tranga samihafa

Famindrana voafonja

Tazonina eny amin’ny fonjan’Antanimora, eo am-piandrasana ny fotoana hamindrana azy ireo eny amin’ny fonjaben’i Tsiafahy, ireo lehilahy roa voasambotry ny polisy teny 67Ha, tamin’ny alatsinainy 8 jona lasa teo. Nahazo fahafahana vonjimaika ny lehilahy iray hafa naman’izy roalahy ireo.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra