Tapatapany Zavakanto

Zaridaina

Manomana foarabe ho an’ireo mpankafy mikarakara zaridaina ny etsy amin’ny Alliance Française Andavamamba, ny 23, 24 ary 25 mey ho avy izao. Ho hita ao avokoa ireo pitsopitsony rehetra ilaina amin’ny fikarakarana ireo zava-maniry an-jaridaina. Maherin’ny telopolo ireo tranoheva handray anjara izay ahitana ireo efa matihanina sy ireo vao misandratra.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra