Raharaham-pirenena Tapatapany

Tagnamaro voalohany

Nisantatra ny hetsika « Tagnamaro », teny amin’ny Epp Iavoloha, omaly, ny ekipan’ny Fiadidiana ny repoblika, tamin’ ny alalan’ny Sampandraharaha misahana ny fiahiana ara-tsosialy. Nandoko ny efitrano anatiny sy ivelany ary ny tabilao rehetra tao amin’ity sekoly ity izy ireo ary nizara koba aina ho an’ireo mpianatra teny an-toerana.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra