Fanatanjahantena Tapatapany

Fifidianana « Tolona »

Lany fanintelony ho filohan’ny Federasiona malagasin’ny taranja tolona indray Raveloson Mamitiana, taorian’ny fifidianana notontosaina, omaly, tany Mahajanga. Nifidy azy avokoa ireo ligy efatra tonga (Boeny , Analamanga, Ihorombe , Atsinanana).

 

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra