Fanatanjahantena Tapatapany

Fifaninanana tsy ara-dalàna

Handrara ireo lalao baolina lavalava tsy manaran-dalàna ny Federasiona. Nametraka mazava ny ekipan’ny Malagasy Rugby fa voasazy ireo manatanteraka fifaninanana tsy nahazo fahazon-dalana avy any amin’ny Federasiona. Hitondrana vadintany avy hatrany izay minia mandika izao fepetra izao.