Fanatanjahantena Tapatapany

Fifaninanam- pirenena Atletisma

Nanapa-kevitra ny hampihemotra ny fifaninam-pirenena amin’ny taranja atletisma nokasaina hatao ny 24-26 mey izao ny Federasiona. Ny fifidianana solombavam-bahoaka ihany koa no anton’ny fanemorana. Mbola tsy fantatra kosa ny daty vaovao hana-
tanterahina izany.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra