Fanatanjahantena Tapatapany

Fanovàna fandaharan-dalao

Namboarina ireo fandaharam-dalao amin’ny fifaninanam-pirenena basket-ball eo amin’ny sokajy vehivavy sy lehilahy N1A, any Antsiranana. Hotanterahina ny 18 ka hatramin’ny 24 mey indray izany raha nokasaina hatao ny 26 mey ny famaranana. Natao izany noho ny tsy fahafahana manatanteraka famoriam-bahoaka mandritra ny fifidianana.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra