Sosialy Tapatapany

Vary mora

Raha tsy misy ny fiovana amin’ny ora farany dia vinavinaina ho tonga, anio tolakandro, any amin’ny seranantsambon’i Toamasina ny sambo nitatitra an’ilay vary mora nafaran’ny fanjakana malagasy. Miankina amin’ny toetr’andro anefa izany satria mety ho tonga misandratr’andro ilay sambo na mety ho tara hariva na alina ihany koa. Andrasana ny fandaminana sy ny vokatry ny fiparitahan’ ity vary ity manerana ny Nosy.

 

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra