Tapatapany Tranga samihafa

Mpamaky trano

Saron’ny mpitandro ny filaminana sy ny fokonolona ny lehilahy iray voatondro ho mpamaky trano, tany Mandabe Mahabo, ny alarobia lasa teo. Trano miisa fito no voalaza fa efa novakiany niaraka tamin’ny namany. Mitohy ny fikarohana an’ireo mpiray tsikombakomba sy nanao ny asa ratsy niaraka taminy.