Tapatapany Tranga samihafa

Trano 25 may

Levon’ny afo nandritra ny minitra maro, teny Ambo­divona, ny trano miisa 25, afak’omaly hariva. Nisy tamin’ireo no trano hazo. Nisy lehilahy iray niezaka namoaka ny entany no naratra. Tsy nisy kosa ny ainy nafoy. Tsy fantatra ny anton’ny afo hatreto.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra