Tapatapany Tranga samihafa

Toran’ny toaka

Nentina teny amin’ny hopitaly Hjra, afak’omaly alina, ny lehilahy roa tsy nahatsiaro tena. Voalaza fa nisotro toaka be loatra izy ireo noho ny fahatongavan’ny ekipam-pirenena Barea, ka niteraka izao loza izao. Soa fa tonga ara-potoana teny amin’ny hopitaly ka avotra soa aman-tsara ny ain’izy ireo.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra