Tapatapany Tranga samihafa

Rongony avo lenta

Tra-tehaky ny mpiasan’ny Fadin-tseranana teny Ivato indray, omaly, ny rongony avo razana “heroine” milanja enina kilao. Nisy avy hatrany ny fangatahana didim-pitsarana ahafahana mandoro eo no ho eo ireo zava-mahadomelina ireo.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra