Sosialy Tapatapany

Fanisam-bahoaka

Amin’ny volana oktobra ho avy izao vao ho hivoaka ny valin’ny fanisam-bahoaka natao tamin’ny taona 2018 na ny RGPH3. Mbola ny fampidirana ireo tarehimarika amin’ ny solosaina no ataon’izy ireo ankehitriny, raha ny fanazavana azo. Dingana maro no mbola ho sahanin’ ny Ivon-toerana momba ny antontan’isa (Instat) aorian’io fikarakarana ireo tarehimarika ireo.